Teny iditra mivilana (vilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mahitsy tsara fa misompirana: Mivilana ity rindrina ity izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be crooked, to be warped [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être courbé, être tordu [Hallanger 1974]
Endriteny 
mivilana
nivilana
hivilana

2012/09/25