Teny iditra |
mivimbina
(vimbina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To carry in the hand;
to protect [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Porter à la main; protéger [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mivimbina |
Ny lasa : |
nivimbina |
Ny hoavy : |
hivimbina |
Filaza mandidy : |
mivimbìna |
|
|
Teny iditra |
mivimbìna
(vimbina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivimbina
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|