Teny iditra | mivindavinda (vindavinda) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miteny an-katezerana, mikitakita [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mivindaka | ||||||||
Teny iditra | mivindavindà (vindavinda) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivindavinda | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |