Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
mivinitra
(
vinitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
Tezitra:
Nivinitra mafy tamin' ny zanany izy omaly
(miaramila) Mijoro henjana manao tsy an-kihetsika
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mivinitra
Ny lasa :
nivinitra
Ny hoavy :
hivinitra
Filaza mandidy :
mivinira
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05