Teny iditra miviona (viona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Lasa mihodivitra, mibolidy; mibirioka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miviona
niviona
hiviona

Teny iditra mivioña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tanala] mivaona, maneno toy ny renitantely mandalo na miserana [Rakotosaona 1972]

2010/05/06