Teny iditra mivoa-dinitra (voaka, dinitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mivoaka hatsembohana [Rajemisa: Fiteny 4 takila 128]
 mitete hatsembohana, teratsemboka, mivajijika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to perspire freely [Richardson 1885]
 to perspire profusely [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être en transpiration, suer [Abinal 1888]
 transpirer beaucoup [Hallanger 1974]

2016/08/26