Teny iditra mivoatra (voatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao
¶ Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao
¶ Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be well arranged [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mivoatra
nivoatra
hivoatra
mivoara

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/25