Teny iditra mivofy (vofy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala ny hoditra: Mivofy ovy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to peel fruit or vegetables [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay éplucher [Abinal 1888, Hallanger 1974, Boiteau 1997]
 enlever la peau, l'écorce [Abinal 1888, Boiteau 1997]
Famaritana frantsay enlever l'enveloppe [Abinal 1888]
Endriteny 
mivofy
nivofy
hivofy
Teny mitovy hevitra mamofy

Teny iditra mivofy (vofy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manazava: Mivofy ny soratra masina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to explain [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay expliquer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Endriteny 
mivofy
nivofy
hivofy

2019/08/06