Teny iditra mivoha (voha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio
¶ Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina
¶ Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be open, to open [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay s'ouvrir, être ouvert [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mivoha
nivoha
hivoha
mivohà
Ohatra Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy. [Andraina: Mitaraina, takila 230]

Teny iditra mivohà (voha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivoha [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31