Teny iditra mivohitra (vohitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra
¶ Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to swell, to bulge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être bombé [Hallanger 1974]
Endriteny 
mivohitra
nivohitra
hivohitra
mivohira
Ohatra Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 153]

2013/05/30