Teny iditra mivolana (volana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny: Maninona ianao no tsy mivolana indray ? [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] miteny [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to speak [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay parler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mivolana
nivolana
hivolana
mivona
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mivolàna (volana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivolana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/30