Teny iditra mivolo zanaka (volo, zanaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny ray aman-dreny izay miangatra amin' ny samy zanany na zana-kavany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31