Teny iditra mivondrona (vondrona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay se réunir, s'agglomérer, se grouper [Abinal 1888]
Endriteny 
mivondrona
nivondrona
hivondrona
mivondròna
Ohatra 
1Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [FOFAFIPE: Haivola]
2Raha heverina amin' ny haben' ny tanàna fahita any amin' ny faritanin' i Didy, tokony ho ny mponin' ny tanàna dimampolo no mivondrona eo. [Andraina: Mitaraina, takila 199]

Teny iditra mivondròna (vondrona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivondrona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2019/09/14