Teny iditra mivongana (vongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitambatra ho iray tsy misaraka: Mivongana ny oram-panala
Mandry: Ronono mivongana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be in lumps or blocks
To be curdled (of milk) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être en blocs ou gros morceaux
être caillé [1.8]
Ohatra manekitra an-kibo ny aretina, ka tsy mivongana ny hanina hanina, dia levona amy ny aretina. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivongana
Ny lasa : nivongana
Ny hoavy : hivongana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20