Teny iditra mivongovongo (vongovongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifanongoa: An' iza ireto kitay mivongovongo ireto?
Mibokitra: Inona àry ity zavatra mivongovongoao anaty kapaotinao ity? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivongovongo
Ny lasa : nivongovongo
Ny hoavy : hivongovongo
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20