Teny iditra | mivontirika (vontirika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika ny masony no niteny izany izy ka natahotra aho [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be glassy-eyed, to be pop-eyed [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avoir les yeux en saillie [1.8] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivontirika io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |