Teny iditra mivonto (vonto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny
Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany
Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona
Mitovy hevitra: mibokitra ~ mibonabona ~ mibontana ~ mibontsina ~ mivohitra ~ mivozihitra ~ mizihitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To swell up, to puff out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'enfler [1.8]
 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure. [Voambolana: Fahasalamana] [1.13]
Ohatra raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivonto
Ny lasa : nivonto
Ny hoavy : hivonto
Filaza mandidy : mivontosa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20