Teny iditra mivony
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mivoñy ] [Sihanaka, Tambahoaka] miafina, miery [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] miery, misitrika [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka, Tanosy] miery [Rakotosaona 1972]
 Miafina, miery [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mivony
nivony
hivony
Teny nalaina 

2010/05/14