Teny iditra mivoravora (voravora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miborabora, miketraka, migoragora: Mivoravora ny fehikibonao. / Mivoravora fitafy ialahy izany!
¶ Mitaraikiraiky, miveravera: Zazavavy mivoravora koa ianao izany! [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mivoravora
nivoravora
hivoravora

2010/05/14