Teny iditra | mivorovoro (vorovoro) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mikorontana, misafotofoto, misaritaka, misavorovoro: Mivorovoro ny zavatra rehetra ato an-trano izany [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | mivorovoro (vorovoro) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Tafavory tsy nampoizina [1.78] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |