Teny iditra mivotsotra (votsotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivaha, miboraka: Nivotsotra ny tady
Mitsovaka: Nivotsotra ny tanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To escape, to break loose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'évader, être mis en liberté [1.8]
Ohatra mivotsotra mora izy amin' izay. [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivotsotra
Ny lasa : nivotsotra
Ny hoavy : hivotsotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20