Teny iditra mivo (vo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to bark [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aboyer [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny bikany  
mivovò
nivovò
hivovò

Teny iditra mivovo (vovo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mivovo
nivovo
hivovo

Teny iditra mivovo
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mitsikilo, mitily [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/22