Teny iditra mivozavoza (vozavoza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy zatra na tsy mahay ka mitahontahona sy mikaviavia raha manao zavatra: Zaza mivozavoza (fiteny matetika kokoa ny hoe mitavozavoza
Dondrina, votsa, tsy kinga, tsy mailaka, vandrehaka
Mitovy hevitra: miampanampana ~ midrahodraho ~ mikaviavia ~ minahonahona ~ miraikiraiky ~ mitahontahona ~ mitanandranandrana ~ mitandrantandrana ~ mitaraikiraiky ~ mitaveravera ~ mitavozavoza ~ mitoantoana ~ mitondrendrena ~ mitonendrina ~ mitsikondrikondry ~ mitsiredareda ~ mitsivaikavaika ~ mivaikavaika ~ mivanenaka ~ mivenaka ~ miveravera [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivozavoza
Ny lasa : nivozavoza
Ny hoavy : hivozavoza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20