Teny iditra mivozezika (vozezika (zezika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miavosa, mifanongoa
Tonga, mirohotra maro be [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être entassé, arriver, aller en foule [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivozezika
Ny lasa : nivozezika
Ny hoavy : hivozezika
Filaza mandidy : mivozezeha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20