Teny iditra mizaka (zaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy
¶ Mandefitra, miaritra: Nizaka ny fampijaliana sy ny eso nandritra ny fiainany izy
¶ Miantoka, mikarakara: Iza no mizaka ireto zaza kamboty ireto
¶ Manana: Mizaka ny zo malagasy io vahiny io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be master of; to be able to dispose of according to one's desires [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   pouvoir en disposer selon sa volonté [Hallanger 1974]
Endriteny  
mizaka
nizaka
hizaka
mizakà
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mizaka (zaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] milaza, miteny [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka, Tanosy] miteny [Rakotosaona 1972]
   [Provincial] Milaza, miteny [Rajemisa 1985]

Teny iditra mizakà (zaka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mizaka [firaketana]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

2013/05/30