Teny iditra mizakazaka (zakazaka (zaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandidididy aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Disposer de biens dont on n'est pas maître [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mizakazaka
Ny lasa : nizakazaka
Ny hoavy : hizakazaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15