Teny iditra |
mizana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fitaovana enti-mandanja zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana na lahi-mizana. (Lela-mizana: Ireo zavatra fisaka anankiroa ametrahana ny zavatra lanjaina an-kilany ary ny vato fandanjana an-daniny; vovona-mizana: ilay vy lavalava ipetrahan' ny lela-mizana; ny lahi-mizana na fitsara-mizana: ilay vy kely mitsangana, toy ny fanjaibe, eo afovoan' ny mizana ahalalana ny fahamarinan' ny lanja) [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a scale for weighting [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | balance [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| figuré: les magistrats, les juges [Abinal 1888]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|