Teny iditra mizanaka (zanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vola miteraka, izany hoe mitombo tsikelikely any amin' ny olona nisambotra azy na any amin' ny banky nametrahana azy
Mitovy hevitra: mihana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mizanaka
nizanaka
hizanaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31