Teny iditra mizatra (zatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao [1.1]
 Mamola-tena amin'ny zavatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay S'habituer, s'accoutumer, s'entraîner, s'adapter [1.13]
Ohatra 
1Rehefa lehibe hianao, hoy Ineny, ka mizatra tsara, dia hahay tsara. [2.332]
2Koa mizatra mandray na "mihinana" fotsiny ny saina fa tsy mikaroka intsony. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mizatra
Ny lasa : nizatra
Ny hoavy : hizatra
Filaza mandidy : mizarà
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16