Teny iditra mizezika (zezika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miavosa, miavovona: Mizezika eo amin' ny varavarana ny fasika
Mitangorona, mitangongo: Nizezika teo an-tokotany ny mpianatra ta handre ilay vaovao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être réunis, mis ensemble, entassés en grand nombre: Mizezika eo amin’ ny kianja ny vahoaka (Le peuple est réuni en grand nombre sur la place) ~ Mizezika eo am-pamoloana ny varinay (Notre riz est entassé sur l'aire) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mizezika
Ny lasa : nizezika
Ny hoavy : hizezika
Filaza mandidy : mizezeha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24