Teny iditra | miziriziry (ziriziry) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miridiridy, mihinjihinjy: Miziriziry ny tanany sy ny tongony Manao ditra, mikiry, mikiribiby: Miziriziry amin' ny heviny ihany izy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miziriziry io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |