Teny iditra moana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana
¶ Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   mute; dumb, unable to speak [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   muet [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29