Teny iditra modely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Marika: Ireto ny sary hatao modely
¶ Fakan-tahaka, fakana ohatra, fianarana: Izany lehilahy izany no tokony ho modelintsika [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a model [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay modèle [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: modèle.
Ohatra Modely nasehon'ny Tompo an'i Moizy no nanaovany azy. [Baiboly: 4:008:004/Fanisana 8:4..]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31