Teny iditra mody (ody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] miverina [1.78]
 Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa
Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra
Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy
Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go home, to return home; to pretend to be what one is not. [1.2]
 To go home, to return; to change into something else; to pretend [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mody
Ny lasa : nody
Ny hoavy : hody
Filaza mandidy : modia
Kamban-teny 
Lohateny Alahelo mody hery (Ny Onja)
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19