Teny iditra mohaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Malemy, bodaka: Mohaka loatra ny vary [...] [tohiny Rajemisa: Rakibolana]
Dikanteny anglisy   Rotten, ready to go to pieces [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Trop mou; pourri et prêt à se désagréger [Hallanger 1974]
Ohatra   saro-tiana toa landy mohaka
tiana vao misaritaka
[Fox: Hainteny, laharana 35]
Sampanteny  

Nohavaozina taminy 2013/05/30
Takela isoratana ny soso-kevitrao