Teny iditra moka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-bibikely manidina mpitsentsitra ra ka mahatonga na mamindra aretina, toy ny tazo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a mosquito [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   moustique [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   moka, moky: moustique [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny moka ity (2): Bemoka, Maromoka

2013/03/27