Teny iditra mola
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tanala] adaladala, misy kely: Tanà misy olo-maro ts'ilaojan'olo mola [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] adala [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] adaladala [Rakotosaona 1972]
   [Provincial] Adala [Rajemisa 1985]

Teny iditra môla
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   mole [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/26