Teny iditra mole
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Biby tahaka ny soavaly nefa manana ny bikabikan' ny ampondra (ny mole na Ramole dia zanaky ny ampondralahy sy ny soavalivavy ) [Rajemisa 1985]
 safiotra avy amin'ny ampondra sy soavaly [SLP 1986]
Famaritana anglisy a mule [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mulet [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka]
 mulet [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: mulet.
Teny mitovy hevitra ramole

Teny iditra mole
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  kambo: a mole or other growth on the skin [Hallanger 1973]
Voambolana 

Teny iditra mole
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  môla: mole [SLP 1986]

2012/02/05