Teny iditra Molinaea
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Molinaea brevipes marodona, marodonala, ramaindafa, sandramy, somotranadahy, somotrorana, somotroranalahy, somotrorandahy, tarata, voandelakala
Molinaea petiolaris ramaindafa, sanganakoholahy, somotrorana
Molinaea retusa bejofo, fandrianakanga, felaborona, hazomalany, hazomananjara, hazomanara, maevalafikavavy, maitsoririnina, mampandry, sarimaivalafika, sarinanto, soretra, soritra, soritry, zahambe
Molinaea sessilifolia ramaindafa, vodiandro
Molinaea sulcata hazondinta
Molinaea tolambitou var obtusa ramendafa
Molinaea tolambitou var. delphinensis sañira
Molinaea tolambitou dikana, haromaindafy, hazombaratra, lanary, ramaindafa, ramaindafamadinidravina, taolambito, tolambito, zahambe
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01