Teny iditra mona
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra monamona ~ monamonany

Teny iditra môña
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] moana [Rakotosaona 1972]

2011/01/09