Teny iditra mondra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Malemy, entina hilazana ny tany efa novolena ela ka lany tsiro: Tany mondra ity ka tsy hahavokatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra mondra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   plant, repousse [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fifanahafana   tany mondra

Teny iditra mondra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] vary dia [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mondra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   amphotère [SLP: Voambolana]
Voambolana  

2013/05/30