Teny iditra | mondro | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra efa ela niasana ka tsy lava na lehibe intsony, fa fohy na bory kely sisa: Angady mondro [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Blunted, dulled [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | émoussé [1.8] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mondro io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |