Teny iditra mondry
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy misy rantsana intsony fa levon' ny aretina, toy ny habokana: Olona mondry no ampandraisinao zavatra ka hahay ? [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra mondry
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] bombyx [David 1952 (takila M)]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra mondry
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] regain [David 1952 (takila M)]

2017/03/10