Teny iditra monga
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tapa-tandroka, maty zoro, mondro [Rajemisa 1985]
  [Betsileo] Enti-milaza irony tandrok' omby sampona ka zara raha misy ny ilany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

Teny iditra monga
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay son [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  ampombo ~ lila

2009/09/09