Teny iditra monjotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy fahafaliana ka mionjononjona ary toa mitefoka koa; sosotra ka tsy miteny firy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy pouting [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui boude [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra monjitra

2009/10/21