Teny iditra monta
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Voatavo madinika tsy mba fihinana fa man [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   espèce de calebasse [Abinal 1888]
Voambolana  

Teny iditra monta
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   bitter; used of fruits [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   amer, âcre au goût [Abinal 1888]

Teny iditra monta
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny anglisy   over-ripe [Provincial] [Richardson 1885]

Teny iditra monta
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mangidy mafaika, na handatra
¶ Mavesa-danja, mafonja [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   lourd, pesant [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/04