Teny iditra montsamontsana (montsana)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1tsy soa ny tany alehan' izany, fa izay alehan' izany no montsamontsana. [2.69]
2Raha montsamontsana eto, ho entiko aiza ny fitia, Mitondra tanam-polo, mangaina sy mangaihay! [1.239]
3Fa injay anie ilay ireny ka hanao fanjaibe vody hanjai-mandrompitra - fa zovy re no torotoro sy montsamontsana fa tsy izy? [2.298]
Sampanteny 
Tovy hevitra montsana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20