Teny iditra montsana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mongo, torotoro, vaky, potipotika: Nianjera tamin' ny vato ilay vilany tany vao novidina ka mon tsana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy crushed into small pieces [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Écrasé en petits morceaux [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra montsamontsana

Teny iditra montsana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay nul [SLP 1986]
Voambolana 

2011/11/22