Teny iditra mony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fibontsimbontsinana kely miseho eny amin' ny tarehy, indrindra amin' ny tarehin' ny zatovo mitombo (mony fitomboana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pimples [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Boutons sur la peau [1.8]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31