Teny iditra mora hatonina
Singan-teny mora ; hatonina
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: tsara fanahy
Ohatra Oniasa mpisorona lehibe ilay lehilahy mpanao soa mora hatonina, malemy fanahy, kanto raha handaha-teny, nikely aina hatramin'ny fahazazany amin'ny fanarahana ny hatsaram-panahy rehetra; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07